Hymn'AllNY ANTSA MIDERA (N.A.M.) › TSY HAIKO TOMPO O!
Hymne n° 4

TSY HAIKO TOMPO O!

Rahaingomahefa Pascal 🎼 Rahaingomahefa Pascal 🎵 Fa majeur 📂 GOSPEL
📖 Salamo 116 : 12
✦ ✦ ✦

TSY HAIKO TOMPO O ! Tompo o! sambatra aho Fa manana Anao Satria nosoloinao fifaliana Ny fahoriana Tompo o ! tretrika aho Fa notiavinao Satria nampodinao famindram-po Ny ota vitako Tsy haiko Tompo o ! Ny tsy hankasitraka Anao noho izany Tsy haiko Tompo o ! Ny tsy hanompo Anao Inona ary no avaliko Anao Noho ireo soa nataonao Inty ny foko fanahy sy ny saiko Tompo o ! omeko Anao Tsy haiko Tompo o ! Ny tsy hankasitraka Anao noho izany Tsy haiko Tompo o ! Ny tsy hanompo Anao A/C : Rahaingomahefa Pascal Mpihira : Ny Antsa Midera (NAM)

← Retour à NY ANTSA MIDERA (N.A.M.)