Hymn'AllNY ANTSA MIDERA (N.A.M.) › MPANOMPONY IANAO
Hymne n° 3

MPANOMPONY IANAO

Rahaingomahefa Pascal 🎼 Rahaingomahefa Pascal 🎵 Ré majeur 📂 GOSPEL MG
📖 Isaia 41 : 9b-10
✦ ✦ ✦

MPANOMPONY IANAO Aza matahotra ianao, Fa momba anao ny Tompo, Ary aza miherikerika foana, Fa Izy no Andriamanitrao Izy tsy mahafoy anao Mpanompony ianao, Efa nodifiany ka tsy nariany Tsy mba nariany Mampahery anao Izy Sady mamonjy anao Ary mitantana anao amin’ny Tanana an-kavanan’ny Fahamarinany Izy Mpanompony ianao, Efa nodifiany ka tsy nariany Tsy mba nariany A/C : Rahaingomahefa Pascal Mpihira : NY ANTSA MIDERA (N.A.M.)

← Retour à NY ANTSA MIDERA (N.A.M.)