Hymn'AllMiray Feo (Fjkm Mangamila Mananara Firaisana) › Miverena
Hymne n° 4

Miverena

MG
✦ ✦ ✦

Tsy mety raha toa ianao mandao Ilay Jeso nanavotra anao O! mba miverena re izao Toa manjeny andro lava ianao EH! EH!! fandalovana ety K’aza variana satria Tsy ho doria ny eto an-tany Tsinjovy izay hiafaranao Raha tapitra ny andronao Izay vitanao teto an-tany Hitsarana any an-danitra any Sao neninao lahy izao antso izao O! miverena amin-dRainao Sao neninao lahy izao antso izao O! miverena amin-dRainao INSTRUMENTAL Aoka izay ny ditra lasa Sao neninao ka handatsa Njao Jesoa mandona ao am-ponao Miangavy sady mitalaho O! MBA miverena fa tia anao aho Ry ilay nania Ho avelako ny helokao Tsinjovy izay hiafaranao Raha tapitra ny andronao Izay vitanao teto an-tany Hitsarana any an-danitra any Sao neninao lahy izao antso izao…. Tsinjovy izay hiafaranao……. Sao neninao lahy izao antso izao……(4fois) O! miverena amin-dRainao (3fois)

← Retour à Miray Feo (Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)