Hymn'AllMiray Feo (Fjkm Mangamila Mananara Firaisana) › Arahaba
Hymne n° 1

Arahaba

MG
✦ ✦ ✦

Misy vahiny zareo tonga eto an-tanana Vahiny soa o! sady olo-Malala o! Tsy olom-baovao re zareo fa fantatr’anarana Tsy iza akory o! fa ny Miray Feo Ny tany niavianay zareo dia avy ao Mangamila Ny anton-dianay dia hanao fitoriana o! Fa nisy naniraka anay Hizara fitia re Tsy iza izany o! fa Jeso Kristy e! Fifampiarabana zareo, marim-pifaliana Fa nihaona soa o! anao hava-tianao! Ry ikaky sy neny o! avia! Ry zoky sy zandry Hifampitafa o! eto isika androany

← Retour à Miray Feo (Fjkm Mangamila Mananara Firaisana)